Salamo 112:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy hangozohozo mihitsy izy.+ ל [Lameda]Hotsaroana mandritra ny fotoana tsy voafetra ny olo-marina.+ Ohabolana 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny fanaon’ny ratsy fanahy dia maharikoriko an’i Jehovah,+ fa tiany kosa izay mikatsaka ny fahamarinana.+
6 Tsy hangozohozo mihitsy izy.+ ל [Lameda]Hotsaroana mandritra ny fotoana tsy voafetra ny olo-marina.+
9 Ny fanaon’ny ratsy fanahy dia maharikoriko an’i Jehovah,+ fa tiany kosa izay mikatsaka ny fahamarinana.+