17 sy hanana an’i Kristy hitoetra ao am-ponareo amin’ny alalan’ny finoanareo, ao anatin’ny fitiavana.+ Mivavaka koa aho mba hamaka+ tsara sy hiorina mafy eo amin’ny fototra+ ianareo.
7 ary hamaka tsara+ sy hiorina+ hatrany eo aminy ary tsy ho voahozongozona amin’ny finoana,+ araka ny efa nampianarana anareo, ka hanam-pinoana lehibe sady ho feno fisaorana.+