FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 128:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa hihinana an’izay nisasaran’ny tananao ianao.+

      Ho sambatra ianao ary hahita soa.+

  • Ohabolana 28:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hanana sakafo ampy izay miasa ny taniny,+ fa izay mikatsaka zava-poana kosa hahantra+ fadiranovana.

  • Efesianina 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony,+ fa aoka kosa izy hiasa mafy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara,+ mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara