Deoteronomia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 fa manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+ sady tia ny mpivahiny+ ka manome azy hanina sy lamba fitafy. Salamo 146:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Miaro ny mpivahiny i Jehovah,+Ary manao izay hahamaivana ny fahorian’ny kamboty ray sy ny mpitondratena.+Fa ny lalan’ny+ ratsy fanahy kosa ataony miolakolaka.+
18 fa manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+ sady tia ny mpivahiny+ ka manome azy hanina sy lamba fitafy.
9 Miaro ny mpivahiny i Jehovah,+Ary manao izay hahamaivana ny fahorian’ny kamboty ray sy ny mpitondratena.+Fa ny lalan’ny+ ratsy fanahy kosa ataony miolakolaka.+