Filipianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary izao foana no angatahiko amin’ny vavaka, dia ny hitomboan’ny fitiavanareo+ bebe kokoa hatrany, ao anatin’ny fahalalana+ marina tsara sy ny fahaiza-manavaka+ tanteraka. 2 Timoty 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Eritrereto mandrakariva izany lazaiko izany, ary hanampy anao tokoa ny Tompo mba hahatakaranao+ tsara ny zava-drehetra.
9 Ary izao foana no angatahiko amin’ny vavaka, dia ny hitomboan’ny fitiavanareo+ bebe kokoa hatrany, ao anatin’ny fahalalana+ marina tsara sy ny fahaiza-manavaka+ tanteraka.
7 Eritrereto mandrakariva izany lazaiko izany, ary hanampy anao tokoa ny Tompo mba hahatakaranao+ tsara ny zava-drehetra.