Joba 29:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy nino izy ireo rehefa nitsikiako.Ary tsy nahamaloka ny endriko+ miramirana izy ireo. Asan’ny Apostoly 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nampahafantarinao ny lalan’ny fiainana aho, ary hovokisanao fifaliana eo anatrehanao.’+