12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+
19 Efa tsikaritry ny rehetra anefa ny fankatoavanareo,+ ka faly noho ny aminareo aho. Tiako anefa ianareo ho hendry+ raha ny amin’izay tsara, fa ho tsy manan-tsiny+ kosa raha ny amin’izay ratsy.+