FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ny menarana+ no malina+ indrindra tamin’ny bibidia rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitra.+ Koa hoy izy io tamin-dravehivavy:+ “Marina tokoa ve fa niteny taminareo Andriamanitra hoe tsy tokony hihinananareo ny voan’ny hazo rehetra ato amin’ny zaridaina?”+

  • 1 Samoela 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy koa i Davida tamin’i Saoly: “Nahoana ianao no mihaino ny tenin’ny olona+ hoe: ‘Mitady hanisy ratsy anao i Davida’?

  • Ohabolana 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka,+ ka midina avy hatrany any an-kibo.+

  • Romanina 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+

  • 2 Korintianina 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa matahotra aho, rehefa tonga,+ sao tsy araka izay iriko no ho hitako eo aminareo ary tsy araka izay irinareo no ho hitanareo eo amiko. Matahotra aho fa sao kosa hisy fifamaliana eo aminareo, na fialonana,+ fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fireharehana na korontana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara