Ohabolana 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+ Galatianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny vokatry+ ny fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, hatsaram-panahy, hatsaran-toetra,+ finoana, Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+
29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+
22 Fa ny vokatry+ ny fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, hatsaram-panahy, hatsaran-toetra,+ finoana,
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+