Joba 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ianao ve no niaro* azy+ sy ny tranony ary ny fananany rehetra? Notahinao ny asan’ny tanany,+ ka manenika ny tany ny biby fiompiny. Salamo 41:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manohana ahy ianao satria tsy mivadika aminao aho,+Ary hataonao eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+ Ohabolana 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonjena izay mandeha tsy misy tsiny,+ fa izay fetsifetsy kosa ho lavo avy hatrany.+
10 Tsy ianao ve no niaro* azy+ sy ny tranony ary ny fananany rehetra? Notahinao ny asan’ny tanany,+ ka manenika ny tany ny biby fiompiny.
12 Manohana ahy ianao satria tsy mivadika aminao aho,+Ary hataonao eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+