1 Samoela 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy koa izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao,+ satria soa no navalinao ahy,+ fa ratsy kosa no navaliko anao. Salamo 38:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Namaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+Ary nanohitra ahy foana satria manao ny tsara aho.+ Jeremia 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia ratsy ve no havaly ny soa?+ Nihady lavaka hamandrihana ahy*+ izy ireo. Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao hilaza zavatra tsara momba azy ireo, mba hampisinda ny fahatezeranao taminy.+
17 Hoy koa izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao,+ satria soa no navalinao ahy,+ fa ratsy kosa no navaliko anao.
20 Dia ratsy ve no havaly ny soa?+ Nihady lavaka hamandrihana ahy*+ izy ireo. Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao hilaza zavatra tsara momba azy ireo, mba hampisinda ny fahatezeranao taminy.+