17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”
2 I Jonatana zanak’i Saoly kosa anefa tia be an’i Davida.+ Koa hoy izy tamin’i Davida: “Mitady hamono anao i Saoly raiko. Koa mitandrema re rahampitso maraina e, ary mijanòna any amin’ny toerana tsisy mahita ka miafena.+
28 Nitondra fandriana sy koveta ary vilany tany izy ireo, ary koa varimbazaha sy vary orza sy lafarinina+ sy voam-bary natono+ sy tsaramaso be+ sy lantihy+ ary voam-bary nasaly.