FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa omeo fo mankatò ity mpanomponao mba hitsarako+ ny olonao, sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara+ izao olonao sarotra entina* izao?”+

  • Ohabolana 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampianaro ny hendry dia vao mainka ho hendry.+ Omeo fahalalana ny marina dia hitombo ny zavatra hainy.

  • Ohabolana 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mitady fahalalana ny fon’ny mahira-tsaina,+ fa ny vavan’ny tsisy saina kosa te hamoaka hadalana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara