2 Samoela 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nipetraka roa taona katroka tao Jerosalema i Absaloma, nefa tsy nahita ny tavan’ny mpanjaka.+ Asan’ny Apostoly 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa samy nisafoaka mafy izy roa lahy ka nisaraka. I Barnabasy+ nitondra an’i Marka ka nandeha an-tsambo ho any Sipra.+
39 Koa samy nisafoaka mafy izy roa lahy ka nisaraka. I Barnabasy+ nitondra an’i Marka ka nandeha an-tsambo ho any Sipra.+