FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa teo ambany fifehezany ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ dia ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano.+ Ary nandry feizay+ ny faritra rehetra nanjakany, na taiza na taiza.

  • Salamo 37:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany,+

      Ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.+

  • Isaia 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hamoaka didim-pitsarana eo amin’ireo firenena izy,+ ka hanitsy+ izay tsy mety eo amin’ireo vahoaka.+ Dia hanefy ny sabany ho angadinomby izy ireo, ary ny lefony ho antsy fandrantsanam-boaloboka.+ Tsy hanainga sabatra hifamely ny firenena, ary tsy hianatra ady intsony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara