Mpitoriteny 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa misy olona miasa mafy ka mampiasa ny fahendreny sy ny fahalalany ary ny fahaizany,+ nefa olona tsy niasa mafy tamin’izany akory no hahazo ny fananany.+ Zava-poana koa izany sady fahavoazana lehibe.+
21 Fa misy olona miasa mafy ka mampiasa ny fahendreny sy ny fahalalany ary ny fahaizany,+ nefa olona tsy niasa mafy tamin’izany akory no hahazo ny fananany.+ Zava-poana koa izany sady fahavoazana lehibe.+