Mpitoriteny 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahoriana sy fahasosorana foana no hitany amin’ny asany, mandritra ny androm-piainany.+ Tsy tony koa ny fony mandritra ny alina.+ Tena zava-poana koa izany.
23 Fa fahoriana sy fahasosorana foana no hitany amin’ny asany, mandritra ny androm-piainany.+ Tsy tony koa ny fony mandritra ny alina.+ Tena zava-poana koa izany.