FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa vorio ny vahoaka,+ dia ny lehilahy sy ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny monina ao an-tanànanao, mba hihainoany sy hianarany,+ satria tokony hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo+ izy, ary tokony hitandrina mba hanaraka an’izay rehetra voalazan’ity lalàna ity.

  • Asan’ny Apostoly 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ambony saina kokoa noho ny Jiosy tany Tesalonika ny Jiosy tany Beria, satria faran’izay nazoto nandray ny teny izy ireo, ka nandinika+ tsara ny Soratra Masina+ isan’andro hahitana raha izany tokoa no izy.+

  • Jakoba 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara