2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+ Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona. Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona.