Jaona 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 mahazo karama sahady ny mpijinja sady efa mamory ny vokatra ho amin’ny fiainana mandrakizay,+ mba hiara-miravoravo ny mpamafy sy ny mpijinja.+
36 mahazo karama sahady ny mpijinja sady efa mamory ny vokatra ho amin’ny fiainana mandrakizay,+ mba hiara-miravoravo ny mpamafy sy ny mpijinja.+