Salamo 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+ Salamo 52:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Horinganin’Andriamanitra mandrakizay ianao.+Handavo anao izy, ary hisintona anao avy ao an-tranolainao.+Hanongotra anao hiala amin’ny tanin’ny velona tokoa izy.+ Sela. Ohabolana 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lavon’ny faharatsiany ny ratsy fanahy,+ fa fialofana ho an’ny marina kosa ny tsy fivadihany.+ Isaia 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho foana ny fifanekena nifanaovanareo tamin-dRafahafatesana,+ ary tsy haharitra ilay fahitana hitanareo niaraka tamin’ny Fasana.*+ Ianareo koa dia hanjary ho toerana hohitsakitsahin’ny+ ranotrambo mitosaka be rehefa mandalo+ izany.
17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+
5 Horinganin’Andriamanitra mandrakizay ianao.+Handavo anao izy, ary hisintona anao avy ao an-tranolainao.+Hanongotra anao hiala amin’ny tanin’ny velona tokoa izy.+ Sela.
18 Dia ho foana ny fifanekena nifanaovanareo tamin-dRafahafatesana,+ ary tsy haharitra ilay fahitana hitanareo niaraka tamin’ny Fasana.*+ Ianareo koa dia hanjary ho toerana hohitsakitsahin’ny+ ranotrambo mitosaka be rehefa mandalo+ izany.