Genesisy 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivoaka nitondra mofo sy divay+ i Melkizedeka,+ mpanjakan’i Salema+ sady mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra.+ 2 Tantara 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+ Mpitoriteny 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nisandratra aho, ary nitombo fananana mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.+
18 Ary nivoaka nitondra mofo sy divay+ i Melkizedeka,+ mpanjakan’i Salema+ sady mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra.+
12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+
9 Nisandratra aho, ary nitombo fananana mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.+