Salamo 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+ Salamo 73:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireny ny ratsy fanahy! Miadana lalandava izy,+Sady mampitombo ny fananany.+ Malakia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+
7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+
15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+