Genesisy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+ Salamo 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+ Salamo 104:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+ Salamo 146:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+
5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+
24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+
6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+
28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+