Mpitoriteny 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mitanjaka ny olona rehefa mivoaka avy ao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa lasa,+ eny, mitanjaka toy ny tamin’izy teraka ihany. Tsy mahatondra na inona na inona+ avy amin’izay nisasarany izy, eny, tsy misy azony entina manaraka azy.
15 Mitanjaka ny olona rehefa mivoaka avy ao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa lasa,+ eny, mitanjaka toy ny tamin’izy teraka ihany. Tsy mahatondra na inona na inona+ avy amin’izay nisasarany izy, eny, tsy misy azony entina manaraka azy.