Lioka 21:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ary mitandrema sao ny fonareo hovesaran’ny fihinanana tafahoatra sy ny fibobohan-toaka+ ary ny fanahiana+ eo amin’ny fiainana, ka tsy hampoizinareo ny hahatongavan’izany andro izany aminareo, fa ho tampoka+
34 “Ary mitandrema sao ny fonareo hovesaran’ny fihinanana tafahoatra sy ny fibobohan-toaka+ ary ny fanahiana+ eo amin’ny fiainana, ka tsy hampoizinareo ny hahatongavan’izany andro izany aminareo, fa ho tampoka+