2 Tantara 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy olona mpidonana-poana+ sady tsy manjary+ tonga nitangorona teo aminy. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola kely sady saro-tahotra+ mantsy i Rehoboama+ ka tsy nahatohitra an’ireo. 2 Tantara 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana+ sy folo andro no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+ Isaia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ankizilahy no hataoko ho andrianan’izy ireo, ary fitondrana jadona no hanjaka eo aminy.+
7 Ary nisy olona mpidonana-poana+ sady tsy manjary+ tonga nitangorona teo aminy. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola kely sady saro-tahotra+ mantsy i Rehoboama+ ka tsy nahatohitra an’ireo.
9 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana+ sy folo andro no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+