Ohabolana 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny fanirian’ny kamo no hahafaty azy, satria tsy mety miasa izy.+ Ohabolana 24:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Raha mbola matory kely ianao, sy mbola rendremana kely, ary mbola mamoritra tanana mba hatory kely,+ Hebreo 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Amin’izay dia tsy ho kamo ianareo,+ fa hanahaka+ kosa an’ireo mandova ny fampanantenana noho izy ireo nanana finoana sy faharetana.+
33 Raha mbola matory kely ianao, sy mbola rendremana kely, ary mbola mamoritra tanana mba hatory kely,+
12 Amin’izay dia tsy ho kamo ianareo,+ fa hanahaka+ kosa an’ireo mandova ny fampanantenana noho izy ireo nanana finoana sy faharetana.+