Daniela 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mba ekeo re ny torohevitro, ry mpanjaka ô!+ Koa mialà amin’ny fahotanao ka manaova ny marina,+ ary ialao ny faharatsianao ka iantrao ny mahantra.+ Angamba haharitra kokoa ny fiadananao.’”+
27 Mba ekeo re ny torohevitro, ry mpanjaka ô!+ Koa mialà amin’ny fahotanao ka manaova ny marina,+ ary ialao ny faharatsianao ka iantrao ny mahantra.+ Angamba haharitra kokoa ny fiadananao.’”+