2 Samoela 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary niady tamin’ny Israely indray ny Filistinina.+ Koa nidina niady tamin’ny Filistinina i Davida sy ny mpanompony. Dia reraka i Davida. Salamo 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy misy hery intsony ato amiko, fa maina toy ny silaka vilany tany aho.+Miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako,+Ary eo amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.+ Salamo 90:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mihafohy ny androm-piainanay noho ny fahatezeranao.+Mihelina toy ny sento ireo taona iainanay.+ Salamo 102:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vao eny an-tsasa-dalana aho, dia efa nahenany ny heriko,+Ary nohafoheziny ny androm-piainako.+
15 Ary niady tamin’ny Israely indray ny Filistinina.+ Koa nidina niady tamin’ny Filistinina i Davida sy ny mpanompony. Dia reraka i Davida.
15 Tsy misy hery intsony ato amiko, fa maina toy ny silaka vilany tany aho.+Miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako,+Ary eo amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.+