Joba 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy misy eto aminay na ny fotsy volo na ny be taona,+Izay ela niainana kokoa noho ny rainao. Ohabolana 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+
31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+