Eksodosy 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato, Isaia 43:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy nividiananao fantàkamanitra+ tamin’ny volanao aho, ary tsy novokisanao tamin’ny tavin’ny sorona natolotrao.+ Raha ny marina aza, dia izaho no noterenao hanompo noho ny fahotanao, sy nataonao sasatry ny fahadisoanao.+
23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato,
24 Tsy nividiananao fantàkamanitra+ tamin’ny volanao aho, ary tsy novokisanao tamin’ny tavin’ny sorona natolotrao.+ Raha ny marina aza, dia izaho no noterenao hanompo noho ny fahotanao, sy nataonao sasatry ny fahadisoanao.+