Tononkiran’i Solomona 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra ô, ary midira, ry rivotra avy any atsimo ô!+ Aoka ianao hitsoka ao an-jaridainako,+ ka hiely ny fofony manitra.” “Aoka hiditra ao an-jaridainany ny malalako, ka hihinana ny voankazo faran’izay tsara ao.” Tononkiran’i Solomona 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lasa nidina any an-jaridainany ny malalako,+ any amin’ny zaridainan-javamaniry mani-pofona,+ mba hiandry ondry+ eny an-tsaha sy hioty lisy.
16 Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra ô, ary midira, ry rivotra avy any atsimo ô!+ Aoka ianao hitsoka ao an-jaridainako,+ ka hiely ny fofony manitra.” “Aoka hiditra ao an-jaridainany ny malalako, ka hihinana ny voankazo faran’izay tsara ao.”
2 “Lasa nidina any an-jaridainany ny malalako,+ any amin’ny zaridainan-javamaniry mani-pofona,+ mba hiandry ondry+ eny an-tsaha sy hioty lisy.