FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nentiny teto amin’ity toerana ity isika, ka nomeny an’ity tany tondra-dronono sy tantely+ ity.

  • Tononkiran’i Solomona 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tantely avy ao anaty tohotra* no mitete avy amin’ny molotrao,+ ry ilay ampakariko. Tantely+ sy ronono no eo ambany lelanao, ary toy ny hanitr’i+ Libanona ny fameroveron’ny akanjonao.

  • Isaia 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha mbola tsy hain’ilay zazalahy akory ny mandà ny ratsy sy mifidy ny tsara,+ dia efa hihinana dibera sy tantely izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara