Tononkiran’i Solomona 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 An’ny malalako aho, ary ahy ny malalako.+ Miandry ondry+ eny amin’ny toerana anirian’ny lisy izy.” Jaona 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izaho no mpiandry+ tena tsara. Ny mpiandry tena tsara mahafoy ny ainy ho an’ny ondry.+ Apokalypsy 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 satria ny Zanak’ondry,+ izay eo akaikin’ny seza fiandrianana, dia hiandry+ azy ireo toy ny ataon’ny mpiandry ondry, ka hitarika azy ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny masony.”+
17 satria ny Zanak’ondry,+ izay eo akaikin’ny seza fiandrianana, dia hiandry+ azy ireo toy ny ataon’ny mpiandry ondry, ka hitarika azy ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny masony.”+