Tononkiran’i Solomona 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Amiko, ny malalako dia toy ny miora+ eran’ny kitapo kely. Eo anelanelan’ny nonoko+ no hatoriany mandritra ny alina.
13 Amiko, ny malalako dia toy ny miora+ eran’ny kitapo kely. Eo anelanelan’ny nonoko+ no hatoriany mandritra ny alina.