Jaona 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda+ tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nataony tamin’ny tongotr’i Jesosy izany. Ary nohamaininy tamin’ny volon-dohany ny tongotr’i Jesosy.+ Dia namerovero eran’ny trano ilay menaka.
3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda+ tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nataony tamin’ny tongotr’i Jesosy izany. Ary nohamaininy tamin’ny volon-dohany ny tongotr’i Jesosy.+ Dia namerovero eran’ny trano ilay menaka.