FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tononkiran’i Solomona 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nidina nankany amin’ny saha+ feno voanjoala* aho, mba hijery ny zavamaniry mamontsina eny an-dohasaha falehan-driaka,+ mba hahitako raha efa mitsimoka ny voaloboka ary efa mamony ny ampongabendanitra.+

  • Isaia 55:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra, ka tsy miverina any raha tsy mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavatra eo aminy hitsiry sy hahavokatra,+ ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy manome sakafo ho an’ny mpihinana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara