Tononkiran’i Solomona 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ankizivavy mainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô, tahaka ny tranolain’i Kedara,+ nefa koa tahaka an’ireo lamba+ nanaovana ny tranolain’i Solomona. Tononkiran’i Solomona 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ‘Iza io vehivavy io,+ izay mijery ambany tahaka ny tara-pahazavana vao maraina,+ tsara tarehy sahala amin’ny volana fenomanana,+ madio tahaka ny masoandro mamirapiratra,+ ary mahatalanjona toy ny andian-tafika manodidina ny saina?’”+
5 “Ankizivavy mainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô, tahaka ny tranolain’i Kedara,+ nefa koa tahaka an’ireo lamba+ nanaovana ny tranolain’i Solomona.
10 ‘Iza io vehivavy io,+ izay mijery ambany tahaka ny tara-pahazavana vao maraina,+ tsara tarehy sahala amin’ny volana fenomanana,+ madio tahaka ny masoandro mamirapiratra,+ ary mahatalanjona toy ny andian-tafika manodidina ny saina?’”+