Tononkiran’i Solomona 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 An’ny malalako aho, ary ahy ny malalako.+ Miandry ondry+ eny amin’ny toerana anirian’ny lisy izy.” Tononkiran’i Solomona 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “An’ny malalako aho,+ ary izaho no iantefan’ny faniriany.+