- 
	                        
            
            Malakia 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 “Ho be voninahitra ny anarako eo amin’ireo firenena, hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.+ Ary any amin’ny toerana rehetra no hanolorana setroka ho sorona+ sy hanaovana fanatitra ho an’ny anarako, dia fanomezana madio,+ satria ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
 
 -