27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.
7 Ary ny fiadanan’Andriamanitra+ izay lehibe lavitra noho ny eritreritra rehetra no hiambina ny fonareo+ sy ny sainareo amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
2 Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo,+ noho ny fahalalana+ marina tsara an’Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika!