Salamo 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hatoky anao izay mahalala ny anaranao,+Satria ianao tsy hahafoy an’izay mitady anao, Jehovah ô!+ Jeremia 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotahina kosa izay olona matoky an’i Jehovah sy mametraka ny fitokisany amin’i Jehovah.+