Isaia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia harodany ilay tanàna voaro mafy sy ny manda fiarovany avo be. Haetriny izany ka hazerany amin’ny tany, dia amin’ny vovoka.+ Jeremia 48:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Omeo marika famantaran-dalana i Moaba, satria handositra izy rehefa horavana.+ Hanjary higagan’ny olona ireo tanànany sady tsy hisy mponina intsony.+
12 Dia harodany ilay tanàna voaro mafy sy ny manda fiarovany avo be. Haetriny izany ka hazerany amin’ny tany, dia amin’ny vovoka.+
9 “Omeo marika famantaran-dalana i Moaba, satria handositra izy rehefa horavana.+ Hanjary higagan’ny olona ireo tanànany sady tsy hisy mponina intsony.+