FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 69:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Aoka ho jamba ny masony ka tsy hahita,+

      Ary ataovy mangozohozo foana ny andilany.+

  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+ ataovy lalodalovana ny sofiny,+ ary ataovy miraikitra ny masony, mba tsy hahitan’ny masony, na handrenesan’ny sofiny, na hahalalan’ny fony, na hiverenany ka hahazoany fanasitranana.”+

  • Asan’ny Apostoly 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.”’+

  • Romanina 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 araka ny voasoratra hoe: “Efa nataon’Andriamanitra renoky ny torimaso lalina izy ireo,+ ary nomeny maso mba tsy hahitany sy sofina mba tsy handrenesany, mandraka androany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara