Salamo 73:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy ireo: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra?+Manam-pahalalana angaha moa ilay Avo Indrindra?”+ Salamo 94:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Milaza foana izy hoe: “Tsy mahita i Jah,+Ary tsy mahalala ny zava-misy ny Andriamanitr’i Jakoba.”+
11 Dia hoy ireo: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra?+Manam-pahalalana angaha moa ilay Avo Indrindra?”+