FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 42:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hampandehaniko amin’ny lalana tsy fantany ny jamba,+ eny, lalana tsy fantany no handefasako azy.+ Hataoko mazava ny toerana maizina eo anoloan’izy ireo,+ ary hataoko mitovy tantana ny tany mikitoantoana.+ Izany no hataoko ho azy ireo, ary tsy hahafoy azy aho.”+

  • Lioka 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+

  • Asan’ny Apostoly 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hirahiko hanokatra ny masony+ ianao sy hampiova azy hiala amin’ny haizina+ ho amin’ny mazava,+ ary hiala amin’ny fahefan’i Satana+ ho amin’Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka+ sy lova+ miaraka amin’ireo nohamasinina+ noho ny finoana ahy.’

  • Apokalypsy 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa manoro hevitra anao aho mba hividy amiko volamena+ voadio tamin’ny afo mba hanan-karena ianao, sy hividy akanjo ivelany fotsy mba hitafy ianao ka tsy hiseho ny fitanjahanao mahamenatra,+ ary hividy fanafody maso hikosehana ny masonao+ mba hahitanao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara