Jeremia 44:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsy hihaino ny teny nolazainao taminay izahay, na dia nolazainao tamin’ny anaran’i Jehovah aza izany.+ Matio 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono ny mpaminany+ sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
16 “Tsy hihaino ny teny nolazainao taminay izahay, na dia nolazainao tamin’ny anaran’i Jehovah aza izany.+
37 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono ny mpaminany+ sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+