Levitikosy 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “‘Hasiako tahotra ao am-pon’ny sisa aminareo,+ any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feon’ny ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka toy ny mandositra sabatra izy, ka ho lavo tsy misy mpanenjika.+ Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.
36 “‘Hasiako tahotra ao am-pon’ny sisa aminareo,+ any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feon’ny ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka toy ny mandositra sabatra izy, ka ho lavo tsy misy mpanenjika.+
30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.