Salamo 102:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitsangana ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy,Fa tonga ny fotoana voatondro.+ Romanina 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa hoy izy tamin’i Mosesy: “Hamindra fo amin’izay hamindrako fo aho, ary hangoraka an’izay hangorahako.”+
13 Hitsangana ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy,Fa tonga ny fotoana voatondro.+
15 Fa hoy izy tamin’i Mosesy: “Hamindra fo amin’izay hamindrako fo aho, ary hangoraka an’izay hangorahako.”+